Entry | 1 fitsangantsanganana |
Root | 2 tsangantsangana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandehandehanana atsỳ sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly 5 Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana [1.1] |
Updated on 2023/01/20 |