Entry | fitsaohana (tsaoka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy [1.1] | |
Anagrams | fitosahana, fitsaohana, fitsoahana, tafahosina |
Updated on 2023/01/20 |