|
|
|
|

Entry1  fitsapahana
Root  2  tsapaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka
Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra
Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21