|
|
|
|

Entry1  fitselehana
Root  2  tselika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandehanana haingana, fanaovan-javatra haingana: Ny fitselehany no itiavako io irakiraka io
Fangalarana amim-pahakingana: Tsy lefitro ny fitselehana ny bokiko toy izany
Explanations in French  5  [1.3#758] la promptitude, l'agilité

Updated on 2024/12/11