|
|
|
|

Entry1  fitsentsitra
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitsentsitra, izany hoe mitroka ranon-javatra amin' ny vava
Azo tsentsefina: Vatomamy fitsentsitra itony fa tsy fitelina avy hatrany akory
Root  4  tsentsitra

Updated on 2024/12/11