|
|
|
|

Entry1  fitsetsahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Firehetana haingana: Tsy mahagaga raha trano tafo bozaka dimy no may tao anatin' ny adiny iray noho ny fitsetsahan' ny afo
Famaliana haingana: Tsy fitsetsahambavan' olona lahy iny Ramatoa iny!
Root  4  tsetsaka

Updated on 2024/12/11