|
|
|
|

Entry1  fitsidradraka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka
Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity
Root  4  tsidradraka
Synonyms  5  fitsidradra, fitsidradrahana, fitsidradrana

Updated on 2024/12/11