Entry | 1 fitsihana |
Root | 2 tsika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava 5 [1.13] fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray |
Explanations in French |
6 [1.13] fuite, infiltration |
Synonyms | 7 fitsika |
Anagrams | 8 fisintaha, fitsahañy, fitsahina, fitsihana, hafitsany, ifantsiha, ifitsahan, nifitsaha, tsifahina |
Updated on 2023/01/20 |