Entry | fitsikarakara (tsikarakara) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany [1.1] | |
Anagrams | fitsikarakara, fitsirakaraka |
Updated on 2023/01/20 |