|
|
|
|

Entry1  fitsikilo
Root  2  tsikilo
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitsikilo, izany hoe mizaha taratra, manara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray
Azo tsikiloina

Updated on 2023/04/14