|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsimbadihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny
Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy
Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao
Root  4  tsimbadika

Entry (2/2)5  fitsimbadihana
Part of speech  6  noun
Explanations in French  7  [1.13] transposition
Vocabulary  8  Mathematics: geometry

Updated on 2024/12/11