Entry | 1 fitsimponana |
Root | 2 tsimpona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fakana tsirairay: Nahoana no dia ela toy izao ny fitsimponanao ny vato amin' ny vary? Fifantenana, izay mahatonga haka tsirairay, fa tsy manao fao-be amin' izao: Mafy dia mafy ny fitsimponana ny mpianatra halefa hanohy fianarana any ampita Fanararaotana ny vava latsaka na ny teny diso sendra lasa, mba hamelezana: Tandremo tsara ny fitenenana fa mahay Rangahy to amin' ny fitsimponana ny tenin' ny sasany |
Anagrams | 5 |
Updated on 2025/01/21 |