Entry | 1 fitsindroka |
Root | 2 tsindroka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitsindroka, izany hoe mitsaingoka voanjavatra amin' ny tany (vorona), na mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |