Entry | 1 fitsinjovana |
Root | 2 tsinjo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo 5 Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa 6 Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao [1.1] |
Explanations in English |
7 the act of overlooking from afar 8 care, supervision, regarder au loin (action de), surveillance (une), soins (des) [1.7] |
Explanations in French |
9 L'action de regarder au loin, le lieu, la surveillance, les soins [1.3#780] 10 action de regarder au loin 11 soins [1.8] |
Examples |
12 ny lalàna mifehy ny asa, ny zo sendikaly, ny zo hitokona ary ny fitsinjovana ara-tsosialy; [1.320#] 13 Misy kosa ny fantatra fa fitsinjovana ny filaminana amin' ny fiaraha-monina an-toby : tsy mahazo mikasika vehivavy. [2.472#] |
Compound words |
|
Updated on 2024/03/27 |