|
|
|
|

Entry1  fitsinkafonana
Root  2  tsinkafona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika: Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia noho ny tenan' ilay zavatra maivana noho ny rano
Fitrangan-javatra nafenina ho hitan' ny be sy ny maro: Menatra tsy te hijery olona izy noho ny fitsinkafonan' ny lainga be nataony

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21