Entry | fitsirihana (tsirika) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fizahana mba hijery: Misaotra amin' ny fitsirihanareo anay aty an-trano Fandalovana mijery: Amin' ny 9 maraina ny fitsirihan' ny dokotera ny marary isan' andro Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan' ny zanakareo anay rehefa misakafo [1.1] | |
Anagrams | fisitrihana, fitsirihana |
Updated on 2023/01/20 |