Entry | 1 fitsitaitaika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mitsitaitaika na milatsaka tsy misesy fa mahalana, na maneno mahalankalana, na tsy tonga indray miaraka fa tsikelikely |
Root | 4 tsitaitaika |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |