Entry | 1 fitsoahana |
Root | 2 tsoaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fialan-javatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato |
Anagrams | 5 |
Updated on 2025/01/21 |