|
|
|
|

Entry1  fitsontsorika
Root  2  tsontsorika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona na zavatra mitsontsorika, izany hoe mandroso midina, mandry na mianjera ka ny loba no ambany

Updated on 2024/12/11