|
|
|
|

Entry1  fitsoriahana
Root  2  tsoriaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha
Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto
Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano
Synonyms  5  fitsoriaka

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21