Entry | 1 fivadihana |
Root | 2 vadika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan' ny lamba Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan' ny andro tampoka tao Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin' ny tanindrazana Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin' ny teny napetraka Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan' ny satrokao no nihomehezan' ny ankizy anao |
Explanations in English |
5 [1.7] the act of turning over; treachery |
Explanations in French |
6 [1.3] L’action de changer de côté, de se retourner, de chavirer, de changer, de violer, de passer à l’ennemi, de rejeter, de trahir 7 [1.8] action de changer de côté; trahison |
Examples |
8 Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472] |
Compound words |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |