Entry | 1 fivakavaka |
Root | 2 vakavaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany |
Updated on 2024/12/11 |