|
|
|
|

Entry1  fivalahetraka
Root  2  valahetraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona mivalahetraka, izany hoe mipetraka mitsivetraka fa reraky ny hakiviana
Synonyms  5  fivalaketraka

Updated on 2024/12/11