Entry | 1 fivalombalona |
Root | 2 valombalona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra mivalombalona, manonjanonja |
Explanations in French |
5 [1.3#808] manière d'onduler |
Examples |
6 Ka aiza no hahavinanian' ny mpanandro izay ho fivalombalona sy ho fandrin' izany? [2.296#] |
Updated on 2024/12/11 |