|
|
|
|

Entry1  fivalozana
Root  2  valo
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Emotions
Explanations in Malagasy  5  Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana
6  Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao [1.1]
Explanations in English  7  a change of sentiment; regret, repentance [1.7]
Explanations in French  8  repentir, pĂ©nitence [1.3#176, 1.8]
9  Action de demander pardon [1.3#176]
Examples  10  Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa. [2.857#176]

Updated on 2023/02/27