Entry | 1 fivarinana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe raha tsy voatohan' ny vodihazo teo amoron-kady izy Fietrena voninahitra: Tana fivarinana mihitsy ny an-dRakoto nanambady olona ambony toetra toa iny |
Root | 4 varina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |