Entry | 1 fivatsiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr' izao fivatsiana fiadiana izao |
Root | 4 vatsy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |