Entry | 1 fivelarana |
Root | 2 velatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety |
Explanations in French |
5 [1.13] développement, épanouissement, expansion |
Updated on 2024/12/11 |