Entry | 1 fivesarana |
Root | 2 vesatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny olona mitondra zavatra be lanja: Tsy afa-mihazakazaka aho noho ny fivesaran' ny entana ao an-damosiko [1.1] |
Explanations in English |
5 a state of being heavily laden [1.7] |
Explanations in French |
6 état de celui qui est chargé [1.8] |
Updated on 2023/01/20 |