|
|
|
|

Entry1  fivezarana
Root  2  vezatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Firoritana mba hisokatra: Ataovy lehibe ny fivezaran' ny vavan' ny harona sao tsy omby an' itỳ vorontsiloza itỳ

Updated on 2024/12/11