Entry | 1 fivezenana |
Root | 2 vezina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fironana, fihetsehan-javatra malefolefo toy ny rotsa-kazo izay atsatoka amin' ny tany ka arona miankavia na miankavanana dia miverina amin' ny toerany teo aloha indray |
Updated on 2024/12/11 |