Entry | 1 fivezivezena |
Root | 2 vezivezy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandehanana atsỳ sy arỳ, fitotototoana mankatsy sy mankaroa: Fivezivezena tsy hita isa vao vita iny raharaha iny Fiasana dia: Naharitra antsasak' adiny ny fivezivezeko tao an-dalantsara vao noraisin' ilay Rangahy aho Fivoivoizana, firioriovana: Lany amin' ny fivezivezena eran' ny tanàna ny faladian-kirarony |
Updated on 2024/12/11 |