|
|
|
|

Entry1  fivezivezy
Root  2  vezivezy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba na toetran' ny olona mivezivezy, izany hoe mandeha atsỳ sy arỳ, mitotototo mankatsy mankaroa, miasa dia, mirenireny

Updated on 2024/12/11