Entry | 1 fivikivikiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany nankany antsena |
Root | 4 vikiviky |
Synonyms | 5 fivikiviky |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |