|
|
|
|

Entry (1/2)1  fivoasana
Root  2  vofy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [1.1]
Explanations in French  5  l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [1.3#846]
6  action d'éplucher, d'enlever l'écorce [1.196]
Synonyms  7  famoasana

Entry (2/2)8  fivoasana
Root  9  vofy
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina
12  Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra [1.1]
Explanations in French  13  l'action d'expliquer, le moyen, le mofif [1.3#846]
Examples  14  Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida! [2.270#69]
15  Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy. [2.643#123]
Synonyms  16  famoasana

Anagrams  17  fiavosana, fisavoana, fivoasana, voafisana

Updated on 2020/07/31