|
|
|
|

Entry1  fivoizana
Root  2  voy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso ny lakana ary kapohina mandroso kosa raha tiana hiverina ny lakana [1.1]

Updated on 2023/01/20