|
|
|
|

Entry1  fivoriana
Root  2  vory
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
5  Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena [1.1]
Explanations in English  6  a meeting, a gathering; [1.7]
Explanations in French  7  réunion, assemblée [1.8]
Compound words 
Titles 

Updated on 2023/01/20