|
|
|
|

Entry1  fizahana
Root  2  zaha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandehanana mijery: Fizahana lanonana
5  Fitadiavana: Tsy mora ny fizahana asa ankehitriny
6  Fitsapana: Fizahana toetra an' Itrimofoloalina ve sa inona no nilazana fa hatao sorona izy ho ala faditr' Andriamasinavalona
7  Fanontaniana ny sikidy
8  Fandinihan' ny dokotera ny marary izay manatona azy mba hotsaboina: Amin' ny maraina ihany no fizahon' i dokotera Ranona [1.1]
Explanations in French  9  Ce qu'on peut regarder, manière de regarder [1.3#865]
10  exploration, consultation [1.13]
Examples  11  Dia ny fizahana ny lanjany sy ny famantarana ny feony, fandrao misy tsy mety. [2.366#]
12  Diso mety loatra, hoy izy, raha natao ny fizahana, io no tandroky ny tany sady ondam-panjakana; [2.1022#]
Compound words 

Anagrams  14  fihazana, fizahana

Updated on 2023/08/11