Entry |
fizahozahoana
(izahozaho (izaho))
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina [1.1]
|
Explanations in French | L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief. [1.3]
|
| Action de se mettre en avant, prétentio [...] [full text in 1.5]
|
Examples |
1 | hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana.
[2.895]
|
2 | Fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany.
[2.503]
|
|
|