|
|
|
|

Entry1  fizozozozo
Root  2  zozozozo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] toetran' ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo
Explanations in French  5  [1.3#876] Manière de bourdonner, de bruire, de siffler
Examples  6  Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy. [2.996#]

Updated on 2024/12/11