Entry | 1 fofoina |
Root | 2 fofo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin' ny zanany io zazavavy io Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho |
Explanations in English |
5 [1.7] to be engaged to be married (of the girl) |
Explanations in French |
6 [1.3#177] Qu’on choisit pour fiancée ou pour de mauvais desseins: Nofofoin’ ny ray aman-dreny ho vadin’ny zanany io zazavavy io (Les parents ont choisi cette fille pour être l’épouse de leur garçon) ~ Nofofoiny hovonoina aho (Il a projeté de me tuer) 7 [1.8] fiancée (se dit de la femme) |
Examples |
8 kanefa ny nohazaina sy nofofoina hovonoina ary nitondra fahoriana mafy indrindra dia Ingahy. [2.588#] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fofoina |
Anagrams | 14 afofony, fofoani, fofoany, fofoina, ifofoan, nifofoa |
Updated on 2024/02/16 |