|
|
|
|

Entry1  foforina
Root  2  fofotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hetsehina mba hamoaka rivotra hitsoka afo: Tsy mbola azo foforina ny tafoforana
Hafanaina: Efa nofoforinao tsara ve ny vy?
Ampiasaina tsara: Tsy nofoforinao loatra ireto mpianatra ireto ka eo ho eo ihany ny fahaizany
Asiana, velezina: Nofoforiny tamin' ny tehina ny zanany
Explanations in English  5  [1.2] to be blown by bellows, as the fire, etc.
Explanations in French  6  [1.3] qu'on agite pour souffler, qu'on chauffe: Tsy mbola azony foforina ny tafoforana (Il ne peut pas encore faire mouvoir le soufflet) ~ Tsy mbola no foforina tsara ny vy (Le fer n'a pas encore été bien chauffé)
qu'on active: Tokony nofoforinao kely ireo mpiasa ireo (Il vous faut activer un peu ces travailleurs)
à qui on donne un coup: Nofoforiny tamy ny tohina izy (Il lui a donné un coup de canne)
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21