Entry | 1 fofosarita |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro |
Explanations in English |
4 [1.2] a term of malediction |
Explanations in French |
5 [1.3#178] Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture! |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |