Entry | 1 fohazina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tairina amin' ny torimasoo: Aza mbola fohazina izy fa vizana Tsahivina: Tsy tokony hofohazina intsony io raharaha io |
Explanations in English |
4 [1.7] to be wakened |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on réveille |
Examples |
6 [2.499#] Aoka ny lasa hatory mandrakizay fa aza fohazina intsony, hoy Bina. 7 [2.59#] Dia tsy navelako ho fohazina tamy ny io alina io Raketaka sy Ramasinoro fandrao taitra ka mivadi-pò Ramasy. |
Root | 8 foha |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fohazina |
Anagrams | 14 fihazona, fohazina, hofaizan, hofiazan, ifohazan, nifohaza |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |