Entry | 1 fokarina |
Root | 2 fokatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary ~ Fokaro ny lamba ao anaty vata Velomina, fohazina indray: Nofokariny daholo ny fanao taloha Aseho mibaribary: Nofokarin' ny mpanozon-doha ny helony rehetra |
Explanations in English |
5 [1.7] to be exhumed; to be extracted |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on exhume; qu'on extrait |
Morphology |
|
Anagrams | 11 fanorika, fikorana, finarako, firanoka, fironaka, fokarina, ifokaran, irakofan, karofany, nafirako, nifarako, nifokara, nirakofa, rakofany |
Updated on 2025/01/21 |