|
|
|
|

Entry1  forofotra
Root  2  rofotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny hoditra mivotrovotro voan' ny bontsimbontsina kely madinika
Bontsimbontsina kely madinika, votrovotro: Forofo-nendra ireny amin' ny tarehiny ireny
Rakotra bontsimbontsina kely madinika, rakotra votrovotro
5  [1.13] mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany
Explanations in English  6  [1.2] a kind of scabies which rises in small thick pimples.
Explanations in French  7  [1.13] éruption, bouton
Vocabulary  8  Health
Derivatives 
9  Adjectives :
Synonyms  10  kilo

Updated on 2020/07/31