|
|
|
|

Entry1  forosety
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitaovana madinika amin' ny sakafo, mirantsana telo na efatra, atao fandraisana na fitsindromana solon' ny tanana, ataon' ny olona koa hoe sotrorovitra
Explanations in English  4  [1.2] a table fork
5  [1.7] a fork for eating
Explanations in French  6  [1.8] fourchette

Updated on 2024/12/07