Entry | 1 foserina |
Root | 2 fositra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Loahana: Nofoseriny tamin' ny homamanta ilay hazo ka loaka Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero itỳ hazo ity hiteraka afo Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia vita |
Explanations in English |
5 [1.2] to be rubbed to produce fire. |
Morphology |
|
Anagrams | 10 foserany, foserina, ifoseran, nifosera, norafesi, ranofesy, rofesina |
Updated on 2023/01/20 |