Entry | 1 fotabe |
Elementary words | 2 fotatra, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 karazan-kazo amin' ny antokon' ny Myrtacées, maniry amin' ny fasika eny amoron-dranomasina. Mahatratra 10-12 metatra ny haavony ary 35-50 stm ny habeny. Lehibe sady tsara fofona ny voniny. Ny voany dia misy rirany efatra; izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe satroborin' ny eveka (bonnet d'Evêque, bonnet carré). Fotsy ny hazony, malemy sady maivana, nefa tsy mateza. Ny voany dia atao famamo trondro. [1.10] 5 karazan-kazo [Betsimisaraka] [1.78] |
Explanations in French |
6 (de fotatra et be : grand) Barringtonia butonica Forst. (Lecythidaceae), voir fosatra, fotatra, etc. [Sakalava]
[1.196] 7 [Betsimisaraka] |
Vocabulary |
8 Botany: tree |
Analogs | 9 atafana |
Scientific name |
|
Illustrations |
|
Anagrams | 16 Betafo, fotabe, tafo be |
Updated on 2024/08/13 |