Entry | fotafota | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fandraisana zavatra (indrindra ny sakafo) amin' ny tanana tsy madio ka manafotetaka izany amin' ny tena na amin' ny manodidina ny tena. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Slaver, spittle. Generally used of such as is produced in anger or from eating voraciously. [1.2] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | fotafota, tafotafo, tofatofa |
Updated on 2020/07/31 |